Ireo hadalana efa vita, inoako fa ...........................................

zik mitaiza sofina, tonokira mijajika tsara



Nolazainao avokoa
Izay rehetra tao am-ponao
Toa tsisy niery na nihafina ho ahy
Ireo lalana nodiavinao

Fantatrao koa izay momba ahy rehetra
Fantatrao irony hadalako
Hay ilay fitia toa tsy mba nanam-petra
Ianao tsy mba nanary ahy



Nanjary zatra ny fo fa
Ianao dia tsy mba mandao
IREO HADISOANA EFA VITA
INOAKO FA NAVELANAO

Na mafy anie izany dia
Tena maro izay mbola tsy hita
Tiako mba tsy hiova izany
Fiarahana tena mamy

Ianao no mba nitarainako raha
nisy ireo zavananjo
Ianao no mba niady foana ho ahy
Izay tsy vitako intsony

Inona moa no mba nisaorako ireny
Toa tsy ho voavaliko akory
Raha sendra ka ao ireo
Hohafoiko ho anao irery
Ho anao izay rehetra ato am-po
Nanjary............

Anefa aza kivy ianao na tomany
Hahery ho tojo ny mamy
Ho hafoiko hatramin'ny aiko
Ho eo foana aho ho vonon-kiahy
Fa anao irery ihany
Nanjary...........

# Gepost op donderdag 29 mei 2008, 04u24

talent

kelk1k tu l koné lach les com's

# Gepost op vrijdag 23 mei 2008, 04u50

Mihary

# Gepost op maandag 07 april 2008, 06u59

Gewijzigd op woensdag 06 augustus 2008, 08u10

chui com ça

tsy mba toy ireny intsony ankehitriny
Mandalo ihany ny fiainana sy ny filany........

# Gepost op vrijdag 04 april 2008, 04u38

Il é l'alfa é l'omega

dieu d'abraham , d'Isak é d'israël
AMEN

# Gepost op maandag 31 maart 2008, 05u08